Teny iditra | Rakotoson Emeralda | |
Singan-teny | Rakotoson ; Emeralda | |
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (olona) | |
Voambolana | Tantara: olona ~ Haisoratra: mpanoratra | |
Asa navoany | Ilay vavy antitra! Ralanto mariaziko Ry Fanadinoana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |